Asehonay isan'andro

Fiv:  Asehonay isan'andro ô
        Fianakaviana mifankatia izahay e
        E ia e

1 - Anao Zanahary, Babanay Jesoa Kristy ,
Zokinay Ny Fanahy Masina :
mampiray Ny fitiavana :
iainanay Zahay jiaby e mianakavy e

2- Ny Eglizy fianakaviana
Ny Eokaristia no mamelona azy
Lambanana araiky ôlo jiaby
Izay iray vatsy, iray aina
Zahay jiaby e mianakavy e

3- Ny fihavanana tsy vidina
Ny tranonay tsy mialon-jafy
Izay iray trano korana araiky
Tsy misy atao an-kilabao
Zahay jiaby e mianakavy e

Famaranana: Na i Toto na i Kalo
        Na i Jao na i Mbôty
        Na Rabe na Rasoa
        Tsisy zanak'i kalahafa
        Zahay jiaby e mianakavy e.

Nampiditra hery
Karine Dera p. 474
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1418