Fiadanana nentiny iny

Fiadanana nentiny iny

1. Fiadanana nentiny iny e, e
Fiadanana lavorary a, a
Fiadanana lavorary  avy amin-Janahary,
Fiadanana ho antsika.

2. Ny fifankatiavantsika e, e.
Fitiavana lavorary a, a
Fitiavana lavorary avy amin-Janahary,
Fitiavana ho antsika.

3. Ny lanitra ho antsika e, e
Dia lanitra lavorary a, a
Lanitra lavorary avy amin-Janahary,
Lanitra ho antsika.

 

Nampiditra Rakparfait
Sokajy Fiadanana
Fihirana Hasina p. 817
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0207