Dia nitsangan-ko velona tokoa Izy

Dia nitsangan-ko velona tokoa Izy
Dia nitsangan-ko velona tokoa Izy
(Araka ireo teny) araka ireo teny efa voalazany
Izay voalazan’i Jesoa Tompo,
Velona ny Tompontsika
(Dia ho velona) Velona ny Tompontsika.

1. Tamin'ny andrô fahatelo,
(ny andrô fahatelo ô ô !)
Niseho ny voninahiny,
(niseho, tsy mba niafina);
Fa dia niharihary,
(fa dia niharihary)

2- Nandresy ny fahafatesana,
(nandresy ny fahafatesana à!)
I Jesoa Zanak'Andriamanitra
(Aleloia) (Derao Izy)
Derao fa nitsangan-ko velona.

3. Fa Izy no fananganana,
(hamelona antsika indray)
Sady Tompon'ny fiadanana
-Aleloia - Aleloia
-Aleloia -Aleloia
(miseho eo anivontsika) (Koa derao),
derao fa be voninahitra.

Nampiditra admin
Sokajy Fihobiana
Antsao ny Tompo p. 209
Karine Dera p. 495
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0185