Didy vaovao no omeko anarô

Didy vaovao no omeko anarô ô ô
Didy masina tsy lany hanitry e !
Mifankatiava anarô ô ô
Karaha nitiavako anarô ô

Fihavanana nentin-drazana
Nohavaozina sy nohamasininy e !
Mifanaraka tsara amin’ny didy tokana e !
Mifankatiava anarô ô

Nampiditra admin
Sokajy Fihavanana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0092