Andao mba hiaraka aminay

Andao e, Andao mba hiaraka aminay
Ho aiza e, Hiaraka hitady an'i Jesoa

1. Fitiavana, fitiavana, fitiavana i Jesoa

2. Fiadanana, fiadanana, fiadanana i Jesoa

3. Hasambarana...

4. Fihavanana...

5. Fahazavana...

6. Fahamarinana...

7. Fahasoavana...

8. Mofon'aina...

 

Nampiditra admin
Sokajy Jesoa Kristy
Fihirana Vaovao p. 540
Vavaka sy Hira p. 770
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1034