Mba ekeo, ry Ray, 'ty Hôstia madio

1. Mba ekeo, ry Ray, ty Hôstia madio
Fa ho Vatan'i Jesoa ka atolotray.

2. Mba ekeo, ry Ray, ty divay sy rano
Fa ho Ran'ny Mpamonjy ka atolotray.

3. Ny Eglizinao mba ekeo ry Ray
Ho fanjakan'i Jesoa ka atolotray

4. 'Zao tontolo izao mba ekeo, ry Ray
Ho fanjakan'i Jesoa ka atolotra.

5. Ny fiainanay mba ekeo, ry Ray
Ho fiainan'i Jesoa ka atolotray

Nampiditra admin
Sokajy Fanolorana
Vavaka sy Hira p. 735
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1486