Inty e 'lay Zanak'Ondry

1-2 Inty e 'lay Zanak'ondry:
      Zanak'ondrin'Andriamanitra
      'Zay manala ny fahotan'ny olona,
      Mamindrà fo aminay.

   3 Koa inty e 'lay Zanak'ondry:
      Zanak'ondrin'Andriamanitra
      'Zay manala  ny fahotan'ny olona,
      Omeo fiadanana izahay.

 

 

Nampiditra Momake
Sokajy Zanak'ondry
Fihirana Hasina p. 183
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0208