Orimbaton'ny famonjena

Orimbaton'ny famonjena e ny Sorona Masina.
 
1 Kristy nijaly sy maty,
     Kristy nitsangan-ko velona:
     Mpanjakan'ny mpanjaka.
 
2 Kristy anie no Aina e,
     Kristy nitsangan-ko velona...
 
3 Kristy anie no Hery e,
     Kristy nitsangan-ko velona...
 
4 Kristy anie no Fitiavana
     Kristy nitsangan-ko velona...

Nampiditra Belle
Sokajy Jesoa Kristy
Fihirana Hasina p. 787
Fihirana Vaovao p. 272
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0091