Isaorana

E, e agnareo ro isaoranay e!                         a, isaorana (indroa)
Isaoranay eram-po fa Rainay tokoa!              a, isaorana
Toloranay Agnao Zanaka
Ary koa Agnao Fagnahy a!                             a, isaorana
Isaoranay e!
E, e agnareo ro isaoranay e!                         a, isaorana (indroa)

1 Isaroanay Agnao Andrianagnahary a,            a, isaorana
 Fa ianao irery no mamelogna mitahy a,         a, isaorana
 Isaoranay Agnao, ry Ray ambony indrindra a, a, isaorana
 Nandamina ny voaary hilanto sy mirindra a,   a, isaorana
 A isaoranay, isaoranay e!
 E, e agnareo ro isaoranay e!                          a, isaorana (indroa)

2 Isaoranay Agnao Rajesoa Kristy a,                a, isaorana
 Zokinay rehetra, 'zay tena be fita a,              a, isaorana
 Toloranay fisaorana ny famonjenao a,           a, isaorana
 Tsa misy very koa izay mino Anao a,              a, isaorana
 E, e, agnareo ro isaoranay e!                         a, isaorana (indroa)

3 Isaoranay Agnao ô, ry Fagnahy Masina a,      a, isaorana
 Mpitantana anay ro sady mpagnamasina,       a, isaorana
 Toloranay fisaorana Ianao mpanolotsaina,    a, isaorana
 Ny hery avy Aminao ro mamelogna ny aigna,  a, isaorana
 E, e, agnareo ro isaoranay e!                         a, isaorana (indroa)

E, e agnareo ro isaoranay e!                         a, isaorana (indroa)
Isaoranay eram-po fa Rainay tokoa!              a, isaorana
Toloranay Agnao Zanaka
Ary koa Agnao Fagnahy a!                             a, isaorana (indroa)
Isaoranay e!

Nampiditra Belle
Sokajy Fisaorana
Fihirana Hasina p. 769
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0761