Aleloia, mitenena, Tompo ô

Aleloia, aleloia, mitenena, Tompo ô,
Aleloia, aleloia, mihaino ny mpanomponao.
Aleloia, aleloia, mitenena ao am-ponay,
Mihaino ny mpanomponao.
 
Ny hafatrao mandidy anay
Ho tia ny Tompo Andriamanitra;
Ny hafatrao mandidy anay
Ho tia ny olon-drehetra.

Nampiditra Belle
Sokajy Aleloia - Fihobiana
Fihirana Hasina p. 751
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0095