Te hidera ny lalànao aho

Te hidera ny lalànao aho;
Mahatsiaro amin'ny alina ny anaranao, Tompo!
 
1 Mahatsiaro ny teninao amin'ny mpanomponao
 Izay nataona ho fanantenako.
 
2 Voninahitra anie ho an'ny Ray sy ny Zanaka,
 Voninahitra anie ho an'ny Fanahy Masina.

 

Nampiditra Belle
Sokajy Voninahitra
Fihirana Hasina p. 723
Vavaka sy Hira p. 497
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0492