Te hidera ny herinao aho

Te hidera ny herinao aho,
Te hihoby ny fitiavanao amin'ny maraina aho.
 
1 Eny, Andriamanitra no mandako,
 Tonga eto amiko Andriamanitro tiako.
 
2 Voninahitra anie ho an'ny Ray sy ny Zanaka
 Voninahitra anie ho an'ny Fanahy Masina.

Nampiditra Belle
Fihirana Hasina p. 723
Vavaka sy Hira p. 561
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0093