Ry Fanahy mpanolotsaina

1 Ry Fanahy mpanolotsaina,
 Arotsahy ao an-tsaiko
 Ny hazavana. (intelo)

2 Ry Fanahy mampiombona,
 Arotsahy ao am-poko
 Ny fitiavana. (intelo)

3 Ry Fanahy mpankahery,
 Arotsahy amin'ny tenako
 Ny herinao. (intelo)

4 Ry Fanahy hasambarana,
 Arotsahy amin'ny fiainako
 Ny hafaliana. (intelo)

Nampiditra Belle
Sokajy Fanahy Masina
Fihirana Hasina p. 689
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0106