Ray be fitia ô, atolotray anao

Ray be fitia ô, atolotray anao
Miaraka amin'i Jesoa Zanakao.
 
1 Ny hafalianay sy ny alahelonay
 Ary ny hasasaranay.
 
2 Ny asa soa 'zay vitanay anio,
 Ho asa fanorenana.
 
3 Ireo fanahy ho voavonjinay
 Mba ho fankasitrahana.

 

Nampiditra Belle
Sokajy Fanolorana
Fihirana Hasina p. 674
Vavaka sy Hira p. 736
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0086