O Maria e, vonjiko

Nampiditra: Belle
Sokajy: Masina Maria,


  • Fihirana Hasina p. "664
  • Vavaka sy Hira p. "585
  • Fihirana Vaovao p. "421

1 Ô Maria e,
 Vonjiko
 Isan'andro
 Ianao. (indroa)

2 Mianiana
 Izahay
 Tsy hisaraka
 Aminao. (indroa)

 


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0232 s.] - Aidé par Evanjelyanio.org