Ny ra nalatsakao, ry Jesoa Tompo ô

Ny ra nalatsakao, ry Jesoa Tompo ô.
 
1 Ny fokom-pirenena no voaavotra,
2 Ny firenen-drehetra no voaavotra,
3 Matoa 'zahay manjaka etý an-tany,
4 Matoa 'zahay noraisin'Andriamanitra...


 

Nampiditra Belle
Sokajy Jesoa Kristy
Ankalazao ny Tompo p. 283
Fihirana Dera p. 223
Fihirana Hasina p. 652
Fihirana Vaovao p. 163
Vavaka sy Hira p. 451
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0092