Ny kalisim-pisaorana 'zay raisintsika... Mampiombona antsika

1 (Ny) kalisim-pisaorana 'zay raisintsika,
 Mampiombona antsika.
 
2 (Ny) mofom-pisaorana zaraintsika,
 Mampiombona antsika.
 
3 (Ny) kalisim-pisaorana, ran'izy Tompo...
4 (Ny) mofom-pisaorana, vatan'ny Tompo...
5 Andriamanitra Ray 'zay nanangana antsika...
6 Fitiavan'ny Zanaka namonjy antsika...
7 Ireo fanomezana nomena antsika...

 

Nampiditra Belle
Ankalazao ny Tompo p. 145
Fihirana Dera p. 185
Fihirana Hasina p. 650
Fihirana Vaovao p. 371
Vavaka sy Hira p. 508
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0086