'Ndrey 'zany hira manakoako

1 'Ndrey 'zany hira manakoako
 'Zany hiranareo, ry Anjely,
 Fa mankalaza 'lay Zazakely
 'Lay Mesia Mpamonjiko.
 
Hobio 'lay Mesia, 'lay Zazakely soa
Avia (intelo) hitsaoka azy, andeha hanatona azy
Omeo ny fontsika. Avia (intelo) hitsaoka azy.
 
2 Mampalahelo 'ty Zazakely
 Fa mitoetra amin'ny tranon'omby.
 Io no Mpanjaka manetry tena
 'Lay Mesia Mpamonjiko.


 

Nampiditra Belle
Sokajy Noely
Fihirana Hasina p. 633
Vavaka sy Hira p. 672
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0094