Mifankatiava ianareo e, toy ny itiavako

Mifankatiava ianareo e, toy ny itiavako;)
Efa nomeko anareo e ny fiadanako.       ) (indroa)
 
1 Didy vaovao no omeko anareo,
 Dia ny mba hifankatiavanareo:
 Koa mifankatiava ianareo. (Jn. 13, 34)
 
2 Toy izao no nitiavan'ny Ray antsika,
 Nomeny ny Zanany lahitokana:
 Koa mifankatiava ianareo. (Jn. 3, 16)

 

Nampiditra Belle
Sokajy Fiadanana
Fihirana Hasina p. 595
Fihirana Vaovao p. 26
Vavaka sy Hira p. 798
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0216