Miankohofa mba hitsaoka

1 Miankohofa mba hitsaoka
 'Ty mistery lehibe;
 Ny lalàna teo aloha
 Aoka hisolo vaovao.
 Ny finoana anie hameno
 'Zay tsy mety ho azontsika.
 
2 Andriamanitra Ray sy Zanaka
 Mba derao sy hobio;
 Voninahitra, arahaba,
 Saotra, haja ho azy koa.
 Mba derao toy izany
 Ny Fanahy avy aminy. Amen.
 
Nomenao mofo avy any an-danitra izy. (aleloia)
Dia mofo manana ny hasina rehetra. (aleloia)
 

Nampiditra Belle
Fihirana Dera p. 40
Fihirana Hasina p. 590
Fihirana Vaovao p. 456
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0092