Mandrakizay ny teninao, ry Tompo

Mandrakizay ny teninao, ry Tompo,
Eny, mateza tahaka ny lanitra.
 
1 Amin'ny taona rehetra mifandimby ny fahamarinanao
 
2 Voninahitra anie ho an'ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy Masina.


 

Nampiditra Belle
Fihirana Hasina p. 569
Vavaka sy Hira p. 497
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0626