Jesoa Andriamanitra, inoako

Jesoa Andriamanitra, inoako fa ato
Amin'ny Sakramenta masina tokoa ianao
Koa mitsaoka anao aho, maniry anao,
    Tia anao. Avia ato am-poko.
   Intý aho miray fo aminao
   Ka aza misaraka amiko.
   Na oviana na oviana.
 

Nampiditra Belle
Fihirana Hasina p. 546
Vavaka sy Hira p. 566
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0211