Izay nirin'ny fo rehetra

Izay nirin'ny fo rehetra,
Ry Kristianina efa tonga:
I Jesoa Zanaharintsika
Efa nandray ny fombantsika:
Manatòna azy, ry mazoto,
Andeha hitsaoka ny Mpamonjy.
 
Ry kristianina mifalia,
Fa efa tonga ny Mpanavotra.
Mba mahafaly ny fontsika!
Noely! Noely! Noely! Noely!


 

Nampiditra Belle
Sokajy Jesoa Kristy - Noely
Fihirana Hasina p. 544
Vavaka sy Hira p. 671
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0088