Izany no Vaovao mahafaly

Izany no Vaovao mahafaly
 
1 Izany no Vaovao mahafaly,          Nahita ny Tompo aho
2 Nitsangan-ko velona marina izy,                >>
3 Nasandratra anilan'ilay Rainy,                   >>
4 Ilay Rainy nanjary iombonantsika              >>
 
5 Izany no Vaovao mahafaly,          Matoky ny Tompo isika
6 Fa tombon-dalana ny azy Tompo:               >>
7 Ny lala-nodiaviny hodiavintsika,                 >>
8 Ny Tompo hiverina haka antsika,                >>
 

Nampiditra Belle
Ankalazao ny Tompo p. 454
Fihirana Hasina p. 542
Fihirana Vaovao p. 297
Vavaka sy Hira p. 704
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0094