Izaho no fananganana sy fiainana

Izaho no fananganana sy fiainana:
Izay mino ahy na dia maty aza dia ho velona.
Izay rehetra velona, ka tena mino ahy,
Dia tsy ho faty mandrakizay, mandrakizay.
Fa izaho no fananganana sy fiainana,
Sy fiainana.

Nampiditra Belle
Fihirana Hasina p. 541
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0089