Ianao, ry Md Zôzefa (Josefa)

1 Ianao, ry Md Zôzefa,
 Nikatsaka izay sitraky ny Ray
 Tamim-pahatsorana sy fanetren-tena koa.
 
2 Ianao, ry Md Zôzefa,
 Niraiki-po tamin'Andriamanitra
 Nanompo am-pitiavana an'i Jesoa sy i Maria.
 
Koa tantano re 'zahay,
Ry Zôzefa mpiaro anay
Enga anie ny fiainanay,
Ho voninahitry ny Zanakao!
 
3 Ianao, ry Md Zôzefa,
 Nampianatra anay zanakao
 Hitaona ny olona rehetra hiray aminao.
 

Nampiditra Belle
Fihirana Hasina p. 514
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0094