I Kristy no kintana fitarikandro

I Kristy no kintana fitarikandro!
 
1 Nahita hazavana nangoratsaka
 Ireo tanaty haizina mikitroka.
 
2 Nahita an'ilay kintana ireo majy
 Dia roso ka nitady ny Mpamonjy.
 
3 Nahita an'i Jesoa i Matio
 Dia nilaozany ny famoriana hetra.
 
4 Nahita ny anjara masoandrony
 'Lay jamba efa hatrany an-kibon-dreniny.
 

Nampiditra Belle
Sokajy Jesoa Kristy
Ankalazao ny Tompo p. 370
Fihirana Hasina p. 502
Vavaka sy Hira p. 682
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2867