Hanatona ny ôtely aho

(Sal. 42)

Hanatona ny ôtely aho
Hanolotra ny sorona masina.
 
1 Hanatona ny ôtely aho,
 Hanolotra ny sorona masina.
 
2 Fa ianao, ry Andriamanitra,
 No mahafaly ny hatanorako.
 
3 Tsarao aho, ry Andriamanitra,
 Nefa iantrao fa zanakao.
 
4 Feno haravoana izahay, ry Ray,
 Fa hankalaza ny anaranao.
 

Nampiditra Belle
Sokajy Komonio - Salamo
Fihirana Hasina p. 476
Fihirana Vaovao p. 358
Vavaka sy Hira p. 280
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0088