Fo torotoro

Fo torotoro, ranomasom-pivalozana
No intý, mibaboka aminao, Tompo ô!
Satria nania, fa ninia
Tsy hitoetra eo akaikinao!
Mba todiho ny indrafonao!
 
1 Ireny làlana sy fahamarinanao:
 Tsy nojereko, fa naleoko dia nikimpy ô.
 
2 Ny Ray tokoa tsy mahafoy ny zanaka
 Fa izahay no mpaniasia, Ray ô!
 

Nampiditra Belle
Sokajy Fifonana
Fihirana Hasina p. 469
Fihirana Vaovao p. 59
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0573