Fararanon-kafaliana

1 Fararanon-kafaliana
 Isika izao, satria
 Vaovao tena mahaliana:
 Indro tonga ny Mesia.

2 Hafaingano re ny dia;
 Tonga ny Tompo tsitoha.
 Izy miantso hoe: Avia
 Mba hanolotra ny fo.
 

Nampiditra Belle
Sokajy Noely
Fihirana Hasina p. 465
Vavaka sy Hira p. 667
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0097