Fankasitrahana sy fiderana

Fankasitrahana sy fiderana
Ho anao Andriamanitray,
Noho ny soa nafafinao
Aminay rehetra zanakao.
 
1 Rainay any an-danitra,
 hohamasinina anie ny Anaranao.
 
2 Rainay any an-danitra,
 ho tonga anie ny fanjakanao.
 
3 Rainay any an-danitra,
 ho tanteraka anie ny sitraponao.

Nampiditra Belle
Fihirana Dera p. 288
Fihirana Hasina p. 464
Fihirana Vaovao p. 374
Vavaka sy Hira p. 547
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0776