Fa i Jesoa Tompo

Fa i Jesoa Tompo, izy no Kristy, Aleloia. (Asa. 2, 36)
 
1 Aoka ho fantatry ny olon-drehetra, Aleloia (indroa)
2 Efa nambaran'ireo mpaminany, Aleloia
3 Resy ny fasana maizin'ny tany, Aleloia
4 Efa nasehon'ny Ray tamintsika, Aleloia
5 Azy ny tany aman-danitra izao, Aleloia
6 Avotra isika mpanota rehetra, Aleloia
7 Ndeha isika hino ny teny voalaza. Aleloia

 

Nampiditra Belle
Fihirana Dera p. 304
Fihirana Hasina p. 455
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0091