E, sambatra sy tretrika

E, sambatra sy tretrika
'Reo olona an-danitra;
Tsy mijaly na hoe noana izy ireo,
Fa akaikin'Andriamanitra.
 
1 Rahefa ho any an-danitra any
 'Reo olona marobe,
 Tsy mijaly na hoe noana izy ireo,
 Fa ankavanan'Andriamanitra.
 
2 Rahefa ho any an-danitra any
 'Reo olona marobe,
 Dia otronin'ireo Anjely:
 E! sambatra mandrakizay.

Nampiditra Belle
Fihirana Dera p. 142
Fihirana Hasina p. 437
Vavaka sy Hira p. 627
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.009