Sambatra izay manaraka ny Tompo

Sambatra zay manaraka ny Tompo e,
Eny, sambatra mandrakizay e, (indroa)

1 Ny Tompo no lalana sy fahamarinana
   Ka izay mino azy, eny, ho sambatra. (indroa)

2 Ny didinao, ry Tompo,
   Hazavana ho an’ny fiainana
   Ka izay mitandrina azy, eny, ho sambatra. (indroa)

3 Notiavinao, ry Tompo, ireto zanakao,
   Ka izay mino anao, eny, ho sambatra. (indroa)

Nampiditra hery
Sokajy Komonio
Fihirana Dera p. 290
Fihirana Hasina p. 712
Fihirana Vaovao p. 460
Vavaka sy Hira p. 491
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0129