Md Jean de la Croix

Teny napetrak’i Md Jean de la Croix
Izao teny izao,
Ka nohafarany mba hoetinao
Hamakivaky ny fiainana:
« Amafazo fitiavana
ireo toerana tsisy fitiavana

Fa hijinja fitiavana Ianao,
amin’ny andro farany»

1-  Tompo ô, ampionao aho
Hitondra fiadanana
Amin’ireo izay sahirana
Fa Ianao no fiadanana
 
2- Tompo ô, ampionao aho
Hitondra tsikitsiky
Amin’ireo malahelo
Fa Ianao no hafaliana
 
3- Tompo ô, ampionao aho
Hitondra fihavanana
Amin’ireo mifankalaha
Fa Ianao no mpampihavana

Nampiditra louvamifaly1
Sokajy Olomasina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0092