Andriamanitra Rainay

1 Andriamanitra Rainay,
 Tsofy rano izahay zanakao;
 Jesoa Kristy Zokinay,
 Tsofy rano izahay zandrinao!
 
2 Fanahy Masina Tomponay,
 Tsofy rano izahay malalanao;
 Masina Maria fialofanay,
 Tsofy rano izahay zanakao!
 

Nampiditra Belle
Fihirana Hasina p. 391
Vavaka sy Hira p. 648
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0315