Aleloia, derao ny Andriamanitsika

(Apok. 19, 4-7, 1-2)

 1.
Mpitarika: Aleloia, aleloia,                 
VahoakaAleloia, aleloia,

 Derao ny Andriamanitsika    
 Derao, ry mpanompony rehetra, aleloia.
 Ianareo matahotra azy        
 Ianareo na ny kely na ny lehibe:
 Aleloia, aleloia,                  
 Aleloia, aleloia, aleloia.
 
2. Aleloia, aleloia,                 
 Aleloia, aleloia,
 Eny, manjaka ny Tompo       
 Andriamanitra mahefa, aleloia,
 Aoka isika hifaly                   
 Hiravo hanome voninahitra:
 Aleloia, aleloia,                   
 Aleloia, aleloia, aleloia.
 
3. Aleloia, aleloia,                  
 Aleloia, aleloia,
 An'ny Andriamanitsika           
 Ny hery, famonjena sy voninahitra, aleloia,
 Fa marina sy mahitsy             
 Ny fitsaràny, Amen.
 Aleloia, aleloia,                     
 Aleloia, aleloia, aleloia.

Nampiditra Belle
Fihirana Hasina p. 373
Fihirana Vaovao p. 301
Vavaka sy Hira p. 453
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0089