Aleloia, hobio sy derao e izao ny Tenin'ny Tompo

Aleloia, hobio sy derao e izao )
Ny Tenin'ny Tompo.                ) (indroa)
 
1 Dera sy laza e, miampy fisaorana,
 No atolotray e anao, ry Tompo. (Aleloia)
 
2 Atongilano e ny sofinareo,
 Ka mihainoa e izay holazaiko. (Aleloia)
 
3 Aoka hihaino e izay mahalala,
 Fa ny teniko dia teny mahavelona. (Aleloia)
 

Nampiditra Belle
Fihirana Hasina p. 339
Fihirana Vaovao p. 141
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.009