Tompo ô, indreto izahay irakao

1 Tompo ô, indreto izahay irakao:
 Ianao no miantso anay e
 Hitondra ny hafatrao.
 
Izao re no baikonay:                )
Mivavaka, mandray an'i Jesoa, ) (indroa)
Mahafoy tena ho apôstôly        )
 
2 Tompo ô, ianao no tarigetranay,
 Ianao manafatra anay e:
 Mifankatiava ianareo!
 
3 Tompo ô, ianao no Zokibe toa Ray,
 Ianao maniraka anay e
 Hitory ny teninao.

Nampiditra Belle
Fihirana Hasina p. 324
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3459