Ry tanora, te ho tomady

(Antilin'i Madagasikara)

1 Ry tanora, te ho tomady,
 Ho Antily mendrika tokoa,
 Isan'andro aoka hitady
 Hampandroso sy hanasoa.
 
Mijoro: ny Antily,    Zotom-po lalandava,
Miseho: tsy mivily   Herim-po tsy mirava
Hampivondrona       No faneva entina
Ny mafana fo.         Mankatò ny firaisankina.
 
2 Ry tanora, te ho tomady,
 Ho Antily mendrika tokoa,
 Isan'andro aoka hitady
 Hampandroso sy hanasoa.
 

Nampiditra Belle
Fihirana Hasina p. 321
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.063