Jesoa Hostia Andriamanitra

Jesoa Hostia Andriamanitra - herin'ny fanahinay.


1 - 'Zay irin'ireo Anjely sy ny terak'i Adama

2 - Ianao no Sorom-belona eo ambonin'ny otely

3 - Ianao no Mofo velona mampiaina ny fonay

4 - Ianao no tokinay amin'ny manjo anay

5 - Ianao no vonjinay amin'ny hialanay aina.


Jesoa Hostia Andriamanitra - mitsaoka Anao 'zahay.

Nampiditra pissoa
Sokajy Komonio
Fihirana Dera p. 82
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.088