Henoy re, ry Tompo, ny vavakay

1 - Henoy re, ry Tompo ny vavakay
Misondrotra (indroa) miakatra Aminao
Henoy re ny vavakay. (indroa)

Fiv: Arovy 'zahay, tsinjovy mandeha,
Ka mba ho tody 'zahay. (indroa)

2 - Atolotray Anao re ry Tompo,
Ny tenanay (indroa) sy ny fonay ;
Mba raiso re ny tolotray. (indroa)
 

Nampiditra pissoa
Fihirana Dera p. 80
Fihirana Hasina p. 483
Vavaka sy Hira p. 735
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0169