Ilay patena volamena

1 - Ilay patena volamena no ametrahako ny fo
Sy ny asa fandavan-tena hatao anio, ry Jesoa.

2 - Ny Pretra no manisy rano, indray mitete ny divay
Ka raiso izy ary tano ho tandindon'ny soronay.

3 - Tamin'ilay hariva masina nodiovinao ny mpianatrao,
Sasao koa, Tompo, ny pentin'ny apôstôly kelinao.

Nampiditra pissoa
Sokajy Fanolorana
Fihirana Dera p. 79
Fihirana Hasina p. 521
Vavaka sy Hira p. 734
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.009