Mifankatiava e, toy ny nitiavako anareo

Mifankatiava e, mifankatiava,
Mifankatiava e, toy ny nitiavako anareo.
 
1 Ny Zoky iombonana anie no nilaza,
 Ka mifankatiava e,
 Fitiavana iray no nitiavany antsika,
 Ka mivankatiava e.
 
2 Ny fitiavany raha mitoetra amintsika...
 Hataony tokoa 'zay rehetra irintsika...
 
3 Iray ny Fanahy nananganana antsika...
 Mpandova ny Ray, samy zanany isika...
 

Nampiditra Belle
Sokajy Fiadanana
Ankalazao ny Tompo p. 107
Fihirana Dera p. 215
Fihirana Hasina p. 182
Fihirana Vaovao p. 199
Vavaka sy Hira p. 544
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0094