Manjakà, ry Jesoa, manjakà, ry Kristy

1. Manjakà, ry Jesoa,
Manjakà ry Kristy,
Aminay rehetra

Fiv- Aleloia. Hoderaina,
Hankalazaina
Ianao, ry Tompo.
Aleloia.

2. Ankatoavinay
Ireo didinao
Manazava ny dia.

4. lankinanay
Ny fahefanao
Tsy refesi-mandidy.

3. Ny Eglizinao
'Zay mifehy anay
Ekenay tokoa.

5, Maminay tokoa
'Reo Sakramenta
Mahaveiona anay.

6. Ilay Reninao
Virjiny madio
No mitantana anay.

7. Antenainay
Ilay Paradisa
Misy ny Rainay.

Nampiditra admin
Sokajy Jesoa Kristy
Fihirana Dera p. 117
Fihirana Hasina p. 568
Fihirana Vaovao p. 398
Vavaka sy Hira p. 487
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0096