Andriamanitray andrain'ny masonay

Andriamanitray andrain'ny masonay,
Derainay ny sainao, ny hasoavanao;
Ankasitrahanay ny taozavatra maro
Ahitanay anao amin'ny tany rehetra.

Nampiditra hery
Fihirana Hasina p. 392
Fihirana Vaovao p. 312
Vavaka sy Hira p. 481
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0611