Hamelona antsika Andriamanitra

Fiv- Hamelona antsika Andriamanitra e!
Hitantana hitsimbina sy hitso-drano
Hitantana hitsimbina sy hitso-drano
Ilamelona antsika Andriarnanitra e!
Hitantana hitsimbina sy hitso-drano Izy e!

1. Ity tany ity dia tranon'Andriamanitra
Nomena ny olona hanjakany sy hivelornany
Ka afaka rnatoky ny ankohonan'Andriamanitra

2. Ny ety amintsika sahan'Andriamanitra
Nomena ny olona hivelomany, hamokarany
Ka afaka mítsiry izay nafafin'Andriamanitra,

3. Fa eto amintsika ny hazon'Andriamanitra
Nomena ny olona hamokarany, hialofany
Ka afaka mandrobona ny hazon'Andriamanitra

4. Ity tany ity fonenan'Andriamanitra
Nomena ny olona hialofany, hiadanany
Ka afa-manantena 'zany Zanak'Andriamanitra.

Nampiditra hery
Ankalazao ny Tompo p. 281
Vavaka sy Hira p. 476
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0089