Hobio an-kafaliana

Fiv.: Hobio! Hobio an-kafaliana ny Tompo,
Ry tany rehetra.


1. Mandrosoa eo aminy,
Sady fantaro fa Zanahary
Hajao sy tiavo ny Tompo,
Derao Izy,

2. Izy irery no Mpahary
Ka azy isika sady zanany;
Midira eo anoloany,
Hajao Izy.

3. Manompoa ny Tompontsika
An-kafaliana, tsara fo Izy;
Ankalazao ny Anarany,
lsaory lzy.

Nampiditra admin
Fihirana Hasina p. 495
Vavaka sy Hira p. 470
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.009