Avoty aho, ry Tompo

Fiv.: Avoty aho, ry Tompo, inatrao! (bis) 

1. Mizotra amin'ny lala-mahitsy 
Amin'ny'ala-mahitsy ny tongotro.
     2. Voninahitra anie ho an'ny Ray 
     Ho an'ny Zanaka sy ny Fanahy.

Nampiditra hery
Ankalazao ny Tompo p. 56
Fihirana Hasina p. 419
Vavaka sy Hira p. 464
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0841