Hisaotra ny Tompo Andriamanitra isika

Fiv.: Hisaotra ny Tompo Andriamanitra isika (bis) 
1. Tongava hizaha ny asan-tanan'ny Tompo. 
2. Tongava higaga ny zavatra nataony.
3. Tongava hiankohoka eo anoloany. 
4. Hiantsa ny Anarany mandrakizay. 
5. Avia hidera ny Tompo Nahary.
6. Hobio koa ny Zanaka sy ny Fanahy. 
7. Derao ny fitiavany mandrakizay. 

Nampiditra hery
Ankalazao ny Tompo p. 127
Fihirana Dera p. 208
Fihirana Hasina p. 487
Fihirana Vaovao p. 59
Vavaka sy Hira p. 457
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0094